Dikan'ny teny : sangy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Sangisangy a.: Tsilalao na kivazivazy atao amin' ny teny na amin'ny fihetsika ho mariky ny fisarihana amin'ny olona mifankazatra amin'ny tena. * t.i.f•: Sangina, asangy, voasangy, sinangy / misangy, fisangy, mpisangy 1 isangiana fisanglana / mahasangy / sangisangy. - F.-p.: Sangisangy zary tenâny: tsilalao na kivazivazY mila hivadika ho tena zavatra. / Sangy mahery: fifamelezana toa kilalao, nefa toa mila hivadika ho ady noho ny fahamafisany mahery vaika. / Sangy ratsy: voso-dratsy, izany hoe zavatra atao toa kivazivazy nefa tsy tsara. ¶ M.h.: Kihaihay, kiniania. / Sangy mihoatra ny Io-ha: kivazivazy mihoa-pampana ka manjary mahavoafady. Ahitsio
2 p. mt.: Saingy, fangy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel