Dikan'ny teny : santatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voaloham-bokatra: Santa-bary. ? Voalohany amin'ny zavatra atao, fiandohana: Atolotro anao ny santatry ny asako. ? Fanaovana na fihinanana zavatra amin' ny voalohany. * t.i.f. : Santarana, asantatra, voasantatra / manantatra, fanantatra, mpanantatra / anantarana, fanantarana / misantatra, fisantatra, mpisantatra / isantarana, fisantarana/ mahasantatra / santatsantatra. * Ohab.: Santatra am-bava rano fa ny manetsa be mbola ho avy: enti-milaza fa mbola kely sy tsotsotra ny vita amin'izao fotoana izao (asa na lanonana na zavatra ha-fa), fa mampanantena fa ny any aoriana mbola ho be sy tsara lavitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel