Dikan'ny teny : saoka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Lamba anampy ny akanjo amin'ny faritra sasantsasany hanalehibe azy; safiny. รจ t. f, f.: Saohana, asaoka, voasaoka / manasaoka, fanasaoka, mpanasaoka / anasaohana, fanasaohana / misaoka, fisaoka, mpisaoka / mahasaoka. * F.-p,: Kibo saoky ny nahiny: voky araka ny sitrapony, voa araka ny sitrapony ihany. Ahitsio
2 a.: Ny eo ambanin'ny molotra ambany; saomaka. * F,-p,: Ambany saokan'ny hendry: enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin'ny hendry, ka tonga hendry koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel