Dikan'ny teny : sapile

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. chapelet) a.: Fitohitohizam-boa toa vakana dimampolo mizarazara ho antokony tsifolofolo hanisana ny "Arahaba, ry Maria", fivavahana ataon'ny katolika amin'i Masina Maria: Manao sapile. / Toko sapile roa no asa fivalozana azoko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel