Dikan'ny teny : sara-droa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny ban-go tokana: bangoina ny volo amin'ny andaninY roa avy amin'ny soritra afovoan'ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel