Dikan'ny teny : sarahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (saraka) mt, ih. (saraho): Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin'ny ahidratsy ny vary. ? Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianarana ny zazalahy sy ny zazavauy. 1 Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo. • Faritana: Sarahin'ny renirano iray ireo faritany roa ireo. ? Elanelanina: Sarahin'ny tendrombohitra roa ambin'ny folo isika nefa tsy mifanadino. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel