Dikan'ny teny : saraka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka. ? Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany. - t.i.f.: Sarahina, asaraka, voasaraka, sinaraka, tafasaraka ( manasaraka, fanasaraka, mpanasaraka / anasarahana, fanasarahana / misaraka, fisaraka, mpisaraka / isarahana, fisarahana / mahasaraka / saratsaraka. - F.-p.: Sarak'andriana: zanak'andriana tsy mahazo manjaka. / Saraka andro: enti-milaza ny zaza izay tsy ampinonoina raha tsy hariva, tahaka ny zanak'omby na ny zanaka vehivavy miasa mandritra ny andro. ( Sarak'atiny: hena akaikin'ny atiny, ary isan'ny fadin-kena. / Sarak'olona: lavitra ny havana sy ny fianakaviana, fa ny te-na irery. Ahitsio
2 a.: Ny zanak'omby sarahina amin'ny reniny: Na hanavasaua aza ny uositra — ka hiueriuery mandany andro ny saraka izay voahitsaka ihany no mandry. (Tselatra) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel