Dikan'ny teny : sareraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Toetran'ny zavatra mibarera ary mitaritarika, toy ny elatry ny vorona anan'ny hafanana, na ny lamba tafina miroraka fa tsy misampina tsara. - t.i.f.: Sarerahina, asareraka I manasareraka, fanasareraka, mpanasareraka / misareraka, fisareraka, mpisareraka / isarerahana, fisarerahana 1 mahasareraka / sareradreraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel