Dikan'ny teny : sarotiny

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarotra) p. t.: Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra io fa sarotiny izaitsizy rehefa manadina. • Mora mahatsiaro, mora an dairana: Sarotinkatsiaka ity zaza ity. / Sarotin'alahelo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel