Dikan'ny teny : sarotro

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Aro orana vita amin'ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin'ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain'ny mpiandry omby indrind a ataony kapaotin' orana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel