Dikan'ny teny : sary

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fakan-tahaka zavatra anankiray amin'ny soritsoritra misy loko na tsia, izay sahala mifandraika amin'ilay zavatra: Misy sarin'ny trano fianaranay ato amin'ity boky ity. - t.i.f.: Misary. • F.-p.: Maka sary: fanaovana sary na soratsoratra mifandraika amin'ny zavatra iray; na mampiasa ny fakantsary. / Sarim-bauy: lehilahy manao ny fombafomban'ny vehivavy, na eo amin'nY fitafiana amam-pihetsika na eo amin'ny fiteny amam-Panao. j Sarin-dahy: vehivavy manao ny fombafomban'ny lehilahy, na eo amin'ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin'nY fiteny amam-Panao. $ar / Sari-monina: ilazana ireo vahiny efa mitoetra maharitra eo amin'ny vohitra iray. / Sarin-dokotra: ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra). / Sarin-domano: fanaovana fihetsika toy ny milomano; ilazana koa ny hafetsena sy olakolaka entina mitana amin' ny famotorana. / Sari-ngita: volo namboarina sy naolana ho toy ny ngita. / Sarintany: ny sarin'ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy. Ahitsio
2 ft.: Asa ataon'izay misa-fo na mitsapa zavatra na toetran'olona amin'ny fanaovana an-tsafelika. - t.i.f.: Sarina, voasary / misary, fisary, mpisary / isariana, fisariana I mahasarY 1 sarisary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel