Dikan'ny teny : sasatra

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Mahatsiaro ny te-na ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao: Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka. ? Sosotra: Sasa-miandry azy aho. Ter. Valaka. — 1 t.i.f.: Sasarina, voasasatra, sinasatra / manasatra, fanasatra, mpanasatra / anasarana, fanasarana 1 misasatra, fisasatra, mpisasatra / mahasasatra / sasatsasatra / hasasarana, fahasasarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel