Dikan'ny teny : saso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Safosafo malefaka, teny mamy fanojikojena, fitsapana ny hevitry ny sasany. - t.i.f.: Sasoina, asaso, voasaso, sinaso 1 misaso, fisaso, mpisaso 1 isasoana, fisasoana 1 mahasaso / sasosaso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel