Dikan'ny teny : satrasatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiainana misefosefo sahala amin'ny voan' ny sohihina; fiainana sempotra sy tery raha miaina, sady mananosarotra. - t.i.f.: Misatrasatra, fisatrasatra, mpisatrasatra / isatrasatrana, fisatrasatrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel