Dikan'ny teny : satry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho. - t.i.f.: Satrina, misatry, fisatry, mpisatry / isatriana, fisatriana / mahasatry 1 satrisatry / misatrisatry. - F.-p.: Tsy satry: tsy araka ny sitrapo, tsy fidiny: Tafatsangana tsy satry aho nahita ny uary nandroatra. * Ohab.: Satrin'ny maniraka lasan-davitra, satrin'ny trahi-na tsy handeha: enti-milaza fa ny mpanome baiko moa ta hampanao raharaha foana, ny baikoina kosa zarany tsy hisy baiko hatao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel