1 ft.: Toetran'ny zavatra misokatra be, miveraka; ny fery mitanatana, ny ranjo na fe misabaka be ka mampitanjaka. - t.i.f.: Savenavenaina, asavenavena, voasavenavena, tafasavenavena / manasavenavena na manavenavena, fanasavenavena na fanavenavena, mpanavenavena na mpanasavenavena 1 anasavenavenana, fanasavenavenana 1 misavenavena, fisavenavena, mpisavenavena / isavenavenana, fisavenavenana 1 mahasavenavena.
Ahitsio