Dikan'ny teny : saveravera

Hampiditra dikany vaovao
1 ft,: Toetran'ny akanjo na ny lamba misariraka na tsy voasampina tsara, tsy tafina tsara. - t.i.f,: Saveraveraina, asaveravera 1 manasaveravera na manaveravera, fanasaveravera na fanaveravera, mpanasaveravera na mpanaveravera 1 anasaveraverana, fanasaveraverana 1 misaveravera, fisaveravera, mpisaveravera / isaveraverana, fisavexaverana / mahasaveravera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel