Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : sehatra
Hampiditra dikany vaovao
1
ppk.: Tojo, sendra: Sehatra ny matanjaka noho izy Rakoto ka nanaiky. - t.i.f.: Asehatra, voasehatra, tafasehatra / manehatra, fanehatra, mpanehatra J misehatra, fisehatra, mpisehatra / mahasehatra.
Ahitsio
2
a.: Toerana voafefy voatokana handihizana: Halalaho ny sehatra! 1 Toerampisehoana eo anatrehan'olona maro: Aza menatra mise-ho sehatra.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel