Dikan'ny teny : soa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra tsara, mahafinaritra, mahafaly: Mifandimby ny soa sy ny ratsy eto an-tany. 4 Tombony, vokatra: Soa mono moa no azonao amin'ny fandehandehanana? 4 p. t.: Mahafinaritra, meva, kanto: Lahateny soa. 4 Ilaina, misy vokany tsars: Soa ny hevitra nomeny ahy. - t.i.f.: Soavina, hasoavina 1 manasoa, fanasoa, mpanasoa 1 anasoavana, fanasoavana 1 mahasoa I hasoa I hasoavana, fahasoavana. - F.-p.: Manao soa tapany: manao soa tsy tonga amin' ny tena izy fa antsasany ihany. / Soa am-po, manao soa am-po: famonjena hava-na na manao soa tsy mba nifampierana. / Manao soa volovoloina: ilazana• fanaovana soa olona nefs andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana. / Soa amantsara: amim-panambinana, tsy nisy loza na voina. / Soàva tsarà: firarian-tsoa fanao raha mifanao veloma. / Soa ihany: fahasoavana no tsy... / Soa maroroka: teny averimberin'ny ankizy sady mandro amin'ny ranonorana izy no falihavanja. J Soamiera (jer. io teny io). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel