Dikan'ny teny : soy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel