Dikan'ny teny : sponjy

Hampiditra dikany vaovao
1 (angl. sponge) a.; Tranom-bibin-dranomasina, izay malemy ary mora vonton-drano ka ampiasaina ho famaohana zavatra sasana. ? Anarana ilazana karaza-mofo vlta amin'ny lafarinina malemilemy mora mibontsin-drano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel