Dikan'ny teny : t-

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona fametraka eo alohan'ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha - ta-loba; aiza - taiza; eto - teto; amin'ny - tamin'ny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel