Dikan'ny teny : ta

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny feo heno avy amin' ny fidonan'ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana. Ahitsio
2 a.: Fanahafana feon-javatra toy ny an'ny tantanana mipaika amin'ny hazo, basy mitefoka, sns... Ahitsio
3 na Te: Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan'ny mt. milaza faniriana hanao ilay asa lazain'ny mt., ka ny Ta no ampiasaina raha manomboka amin'ny Ha ny milaza ny ho avin'ilay mt. ary ny Te raha manomboka amin'ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel