Dikan'ny teny : ta-

Hampiditra dikany vaovao
1 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin'ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr'ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel