Dikan'ny teny : tabatabaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tabataba) mt. M. (tabatabao): Tairina amin' ny horakoraka na kotaba: Aza tabatabaina ny uoronkosamborina. ? Helingelenina: Notabatabainao, hono, izy ka nanjary tsy hainy ny fianarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel