Dikan'ny teny : tabonaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny karazan-toho lehibe indrindra. Ahitsio
2 a.: Fibontsinana makadiry, malemilemy miroradroraka. * t.i.f. : Atabonaka, voatabonaka / mitabonaka, fitabonaka, mpitabonaka / itabonahana, fitabonahana / mahatabonaka / tabonabonaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel