Dikan'ny teny : taboretaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fipetrahana miboletaka, malemy toa reraka. * t.i.f. : Ataboretaka / manataboretaka, fanataboretaka, mpanataboretaka / anataboretahana, fanataboretahana / mitaboretaka, fitaboretaka, mpitaboretaka / itaboretahana, fitaboretahana / mahataboretaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel