Dikan'ny teny : tabotetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Fipetrahana mibahana; fipetrahana, ka ny fitombenana mivelatra sy mitsotra amin'ny iva sy ambany. * Atabotetaka / manatabotetaka, fanatabotetaka, mpanatabotetaka / anatabotetahana, fanatabotetahana / mibotetaka, fibotetaka, mpibotetaka / ibotetahana, fibotetahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel