Dikan'ny teny : tadio

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Rivotra mitambolimbolina sy haingam-pandeha, mitondra vovoka na ravinkazo: Toy ny tadio ny fandehan'io zazalahy io. - F.-p.: Tadio miaraka amin' ny afo: loza miampy loza ha-fa indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel