Dikan'ny teny : tafa

Hampiditra dikany vaovao
1 Resaka somary entina mandany andro. - t.i.f.: Tafaina, voatafa / mitafa, fitafa, mpitafa / itafana, fitafana / mahatafa / tafatafa. Ahitsio
2 (fit.-p.) a.: Ota, fahadisoana — Ny zavatra entimanohitra ny tafa dia atao hoe fatafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel