Dikan'ny teny : tafasiry

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra. • t.i.f.: Tafasirina, voatafasiry / mitafasiry, fitafasiry, mpitafasiry / itafasir?ana, fitafasiriana / mahatafasiry / tafasirisiry. * F.-p.: Tafasiry aman-javona: resaka amin'olo-mpamitaka, mpandainga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel