Dikan'ny teny : tafintohina

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Voapoka na Tafo a.: Saron'ny zavatra amvoadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy. ? h.o.: Tezitra na sorena amin'ny fahitana ny ratsy ataon'ny hafa, amin'ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon'ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono uady teo ampouoan'ny arabe. - t.i.f.: Tafintohinina, voatafintohina / manafintohina, fanafintohina, mpanafintohina / anafintohinana, fanafintohinana / mahatafintohina / hatafintohinana, f ahatafintohinana. — Tai Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel