Dikan'ny teny : tafintohinina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafintohina) mt ih. (tafintohino): Entimilaza ny zavatra nidonan' ny tongotra, ny olona natao izay hahatezitra na hahasorena azy tamin'ny fiteny na toetra tsy mendrika naseho azy: Notafintohininao ny zanakao tamin'ny nanaouanao io asa io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel