Dikan'ny teny : tafondro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiadiana lehibe fan defasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana. - F.-p.: Tafondro faham-bava: tafondro mifahana avy eny am-bavany. / Tafondro faham-body: tafondro izay any amin'ny vodiny no atsofoka ny baombany. / Tafondro manodidina: poa-tafon dro indroa ambin'ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony. / Tafondro mandeha: tafondro misy kodiarana azo entina mifindrafindra. / Tafondro maro vaua: tafondro mahavoaka ba-,la maromaro sy ankisesy ao anatin'ny fotoana fohy. / Tafondro miandry tsena: entimilaza ireo saonjo milahadahatra toa tafondro eny antsena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel