Dikan'ny teny : tafy

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. : Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo er9 ambony andrefana. * F.-p.: Tafy loha: ilazana zavatra izay ny tendrony ilany avo ary ny ilany iva. / Tafy rariny: tsy mitovy fitondra fa ny sasany omena tombon-tsoa, ny sasany kosa iangarana. / Axa tafy rariny: firariana fanaon'ny taloha: Enga anie ka ho tojo ny sahaza sy mendrika anao ianao. / Tafy soratra: misy pentina tsy mitovy fipetraka, toy ny omby izay misoratra lehibe amin'ny ilany havanana ary kely kosa amin'ny ilany havia. Ahitsio
2 a.: Fandrakofan-damba na akanjo ny tena. * t. i.'f.: Tafina, tafiana, atafy, voatafy, tinafy / manafy, fanafy, mpanafy / anafiana, fanafiana / mitafy, fitafy, mpitafy / itafiana, fitafiana / mahatafy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel