Dikan'ny teny : taha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin'olona. ? Vola na zavatra nomen'ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin'ny vehivavy hafa io vehivavy io. ? Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona narnpangaina raha ohatra ka voamarin'ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io. ? Fampitoviana olona na zavatra maro rnba hahafantarana izay tsars na lehibe na ambony kokoa. ? Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita. * t.i.f.: Tahana, ataha, voataha, tinaha / manaha, fana-ha, mpanaha / anahana, fanahana / mitaha, fitaha, mpitaha / itahana, fitahana / ampitahaina / mampitaha, farnpitaha, mpampitaha / ampitahana, fampitahana / mahataha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel