Dikan'ny teny : tahaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Misy fitoviana: Taha-dray lahy ity zaza ity! * t.i.f.: Tahafina, voatahaka, tinahaka / manahaka, fanahaka, mpanahaka / anahafana, fanahafana / mifanahaka / mahatahaka / tahàka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel