Dikan'ny teny : tahirizina

Hampiditra dikany vaovao
1 Tehirizina (tahiry) mt. ih. (tahirizo, tehirizo): Atokana amin'ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny, / Tahiriziko hataoko uatsy ireto uola ireto raha mandeha aho. * Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin'ny maty ireo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel