Dikan'ny teny : tahiry

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavatra sarobidy na vola angonina amin'ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny. * Fitandremana na fitanana ainin'ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra. • t. if.: Tahirizina na tehirizina, voatahiry / mitahiry, fitahiry, mpitahiry / itahirizana, fitahirizana / mahatahiry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel