Dikan'ny teny : tahisienina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. tahitien) a.: Ny mponina tompon-tany any amin'ny tanin'i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin'ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin 'ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina. ? p. t.: Mikasika an'i Tahiti, an'i Tahiti, avy any Tahiti. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel