Dikan'ny teny : taingo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitangosana ny tsirin'ny zavamaniry, na ny laingony; fanapahana ny lamgon-javamaniry na ny tendrony; fijinjana eny amin' ny hato-bary fotsiny. - t.i.f.: Taingoina na taingosana, voataingo 1 mitaingo, fitaingo, mpitaingo / itaingoana, fitaingoana 1 mahataingo / taingotaingo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel