Dikan'ny teny : tairina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taitra) mt. ih, (tairo): Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina, ? Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko. ? Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel