Dikan'ny teny : takaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Taketra a.: Kilema ara-batana hatrany an-kibondreny na azo tamin'ny voina na aretina nahavoa, ka tsy mety hafenina intsony: Tany an'ady no nahazoan-dRabe an'io takaitra io. ? Fahasimbana, tsiny, kilema: Misy takaitra kely lahy ity lovia porosolaina ity. * F.-p.: Homan-takaitra: mihinana zavatr' olona izay mbola tsy maintsy honerana any aoriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel