Dikan'ny teny : takalo

Hampiditra dikany vaovao
1 (Ski) a.: Anaran-kazandrano sahala amin'ny bontàna saingy fihinana. Ahitsio
2 a.: Zavatra mitovy vidy amm'ny zavatra iray ka aso-10 azy: Ity boky ity ve no takalon'ny bokiko vaovao? Tsy hanaiky izany aho. ? h. i.: Fanomezana zavatra iray olona, hatao solon-javatra hafa avy aminy, izay ilain' ny tena: Taloha raha mbola tsy nisy ny vola, dia takalo no nifanaovana fa tsy varotra. i t. Cf.: Takalozana, atakalo, voatakalo / manakalo, fanakalo, mpanakalo / anakalozana, fanakalozana / mitakalo, fitakalo, mpitakalo 1 itakalozana, fitakalozana / mahatakalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel