Dikan'ny teny : takariva

Hampiditra dikany vaovao
1 a. na p. mt.: Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Ho-mana takariva izahay. Takariva miavaka. - F.-p,: Takariva mena masoandro: ilazana ilay hariva efa madiva hilentika iny ny masoandro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel