Dikan'ny teny : takatsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fisolokiana hamitaka na hangalatra; fitaka; fahaiza-mifetsy hamandrika na hanoro vohony. - t.i.f.: Takatsihina / mitakatsika, fitakatsika, mpitakatsika / itakatsihana, fitakatsihana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel