Dikan'ny teny : takelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra fisaka ary manify mielakelaka. ? Tahon-jozoro tohitohizina amin'ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika. ? Ny ravin-taratasy isanisany amin'ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel