Dikan'ny teny : takiky

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy manan-javatra na inona na inona, vava takiky. ? h.i.: Manjoretra sy mitanondrika. - t.i.f.: Atakiky, voatakiky, tafatakiky / manatakiky, fanatakiky, mpanatakiky / anatakikiana, fanatakikiana / mitakiky, fitakiky, mpitakiky / mahatakiky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel