Dikan'ny teny : takila

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Toetran'ny zavatra nahafahana ny ilany. ? a.: Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin'ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato. / Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo. - t.i.f. : Takilaina, atakila. voatakila / manatakila, fanatakila, mpanatakila / anatakilana, fanatakilana / mitakila, fitakila / itakilàna, fitakilàna / mahatakila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel