Dikan'ny teny : takilodrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Aretina avy amin'ny olitry ny kakandio (bilariziozy) tafiditra amin' ny tena (raha sendra mirobo-drano misy azy fotsiny), izay mahatonga ho reraka, rnivalan-drano miharo ra na mivalana misy ra, ary miteraka fivontosan'ny aty sy ny sarakaty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel